Fanampiana ho an'ny Tolona
1 660 €récoltés
Créée par One Meal A Day For Madagascar
pour Tanora mitolona - Gen Z
Description
Manentana ny Malagasy ampielezana, manerantany, handray anjara ho fanampiana an'ireo tanora sy ireo fianakaviana izay niharan'ny herisetra sy vono noho ny Tolona nanomboka ny 25/09/2025.
Ny fanampiana ho atolotra dia ara-tsakafo sy ara-pahasalamana indrindra indrindra.
Créée le 1 octobre 2025 · Entraide
12Messages
- AnonymeMirary fiononana feno Tompoko8 months ago
- Maholy RASOLOMONAMiombon'aina @ tolona ho an'ny zo fototra ho an'ny vahoaka malagasy!♥️🇲🇬♥️8 months ago
- "Ny tolom-piavotana, mbamin'ny fitondran-tena amin' ny maha olom-pirenena sy ny firaisan-kinany no averimberina any an-tsekoly" Ohabolana malagasy8 months ago
32Participations
Faites passer le motLe succès d’une cagnotte repose principalement sur sa diffusion. Augmentez ses chances d’atteindre son objectif en en parlant autour de vous