Fermée
moneypot cover

Rapatriement de mon papa adoré RAKOTOMAVO Faly

0 jour restant
271 Participations

Créée par Heriniaina RAKOTOMAVO

pour RAKOTOMAVO Heriniaina

Misaotra betsaka - Merci beaucoup !

Izaho sy ny fianakaviako dia maneho ny fisaorana sy fankasitrahana aminareo tsirairay avy : havana,namana,diaspora izay nitondra am-bavaka, nanampy sy nanome tolo-tanana tamin’ny fampodiana ny dadako. Ny nofo mangatsiakany dia tonga soamantsara teny Ivato ny Alahady 21 Jona lasa teo, ary alevina ao amin’ny fasan-drazany ao Antanamanjaka Ilafy ny Alarobia 24 Jona ho avy izao.

Tsy voavaly ny fanampianareo fa Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia sy hitahy anareo tsirairay avy, Misaotra indrindra Tompoko.

« Mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn’i Kristy » Galatiana 6:2

~~~~~~

Chers tous,

Ma famille et moi-même, tenons à vous exprimer notre reconnaissance profonde dans les prières, l'attention et le soutien que vous nous avez portés pour le rapatriement du corps de mon père. Sa dépouille mortelle est bien arrivée au pays dimanche dernier, et sera déposée dans sa dernière demeure à Antanamanjaka Ifaly ce mercredi 24 juin.

Merci du fond du coeur, Que le Haut tout-puissant veille sur chacun d'entre vous.

« Portez les fardeaux les uns des autres, et vous accomplirez ainsi la loi de Christ. » Galates 6:2

RAKOTOMAVO Heriniaina