moneypot cover

Entraide pour la famille NEBIE suite au décès de Georges

0 jour restant
18 Participations

Créée par Fia Mirindra Rakotoarivelo

pour Noro NEBIE

Participer

Amin’ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesana anareo fa i

Georges NEBIE

Dia nodimandry ny alatsinainy 26 septembre 2022 teo amin’ny faha-74 taonany.

Ny vadiny : Noro NEBIE

Ny zanany : Arsène NEBIE sy Allan NEBIE

Noro, Arsène et Allan NEBIE vous font part du décès de Georges NEBIE le lundi 26 septembre 2022.

Participer