Description
Noho ny fahalasan’ny maman’i Sata sy Tovo, dia misy cagnotte misokatra ho an’izay handray anjara amin’ny famangiana. Misaotra antsika rehetra.
Ny solontena aty Paris dia hanao ny adidy ny asabotsy 27 jiona izao.
Créée le 19 juin 2026 · Obsèques
1Participation
Faites passer le motLe succès d’une cagnotte repose principalement sur sa diffusion. Augmentez ses chances d’atteindre son objectif en en parlant autour de vous