Bonjour à tous les NAMA,
Les Natifs d'Ambatomena au nom de « Teraka Ambatomena Mananara Fehizoro » à Madagascar organiseront un événement de « collecte de fonds » le vendredi 26 juillet,
dans le but de construire la maison d'Ilafy destinée à accueillir leurs activités culturelles et cultuelles.
Nous, Natifs d'Ambatomena résidant à l’étranger, vous encourageons à participer au développement de notre commune natale via cette collecte.
Merci pour votre participation.
contact : [email protected]
Miarahaba antsika rehetra NAMA,
Hanao hetsika ‘levée de fonds’ tapany faharoa ny zanaka ampielezana ‘Teraka Ambatomena Mananara Fehizoro’ any Madagasikara ny zoma 26 jolay izao, ezaka fananganana ny Akany Ilafy.
Manainga antsika aty ampitandranomasina mba hifanentana sy handray anjara amin'ity hetsika ity ho fampandrosoana ny tanindrazana iombonana sy ho fiarahamiasa amin'ireo zanaka ampielezana any antoerana.
<<Aza manadino ny Tanindrazanao hoy ny hira. Isika no vato nasondrotry ny Tany, dia ilay Ambatomena>>.
Misaotra Tompoko.
- Toky RALAMBOTIANAparticipation de Holy RAJAONELISON (RALAMBOTIANA) et de Toky RALAMBOTIANA2 years ago