Famangiana Fanja Mirella ANDRIATSIVOH RANDRIANANTOANDRO
€12,950raised
Created by Megan Andriatsivoh
for --
Description
Mifampitondrà izay mavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn'i Kristy (Galatiana 6:2)
@alahelo lehibe no ampandrenesinay anareo fa ny malalanay ANDRIATSIVOH RANDRIANANTOANDRO Fanja Mirella dia nodimandry t@alahady 13 desambra 2020 . Hiarahatsika mahalala fa tsy mora ny fampodiana ny razana ka araka ny fomba malagasy dia maniry ny fianakaviana mba atao @ alalan'ny LEETCHI ny famangiana.
Ny Tompo anie hamaly fitia anareo.
Dylan et Megan ANDRIATSIVOH ❤️🙏🏾
Created on December 14th, 2020 · Memorial
7Messages
- AnonymeNos sincères condoléances à toute la famille. Nos pensées vous accompagne dans ces dures épreuves. Avec tout notre soutienRepose en paix Fanja6 years ago(edited)
- AnonymeCourage à vous les enfants, n'hésitez pas à nous contacter si besoin.Bises.6 years ago
- Anonyme"Jehovah ô, Andriamanitro Hianao; Hanandratra Anao sy hidera ny anaranao aho, fa efa nanao zava-mahagaga Hianao, dia zavatra efa voakasa hatramin'ny ela sady mahatoky no marina indrindra" Isaia 25 : 16 years ago(edited)
284Contributions
Spread the wordThe success of a money pot depends mainly on how widely it is shared. Increase its chances of reaching its target by telling your friends and family about it.