
Zaikabe FI.MPI.MA. 2018 Antsiranana
Tolo-tanana ho an’ny Zaikabe FI.MPI.MA.
Ry namana rehetra,
Manolotra ny arahaba ombam-pirariantsoa ho anareo.
Higadona tsy ho ela ny zaikabe fahefatra hotanterahan’ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy (FI.MPI.MA .) any Antsiranana. Mpikambana an-jatony avy amin’ireo Faritany rehetra eto Madagasikara sy avy any ivelan’ny Nosy no ho avy, ny 30 septambra ka hatramin’ny 6 oktobra 2018 ho avy izao.
Mavesatra ny teti-bola hoenti-miatrika izany, mahatratra 50 000€ (saran-dalan’ny mpizaika, hofan’ny trano hipetrahana sy hivoriana, fampandehanan-draharaha, kojakoja, … ; ohatra : mahatratra 85€ ny saran-dalan’ny olona iray avy any Toliara mankany Antsiranana mandroso sy miverina , miampy ny fijanonana iray andro sy iray alina ao Antananarivo).
Efa manao izay vitany ny mpikambana nefa mbola kely ny an-tanana. Manao antso avo aminareo hifanome tanana aminay ho amin’ny fanandratana ny kolotsaina malagasy fa ny entan-jarai-mora zaka, ny manana tsy hanafenana hetaheta.
Mankasitraka sahady amin’izay azonareo atao.
Hanitra Andriamboavonjy
Filohan’ny FI.MPI.MA. maneran-tany
Ity ny rohy mankany amin’ny Leetchi « Zaikabe FI.MPI.MA.»
Levée de fonds pour le Congrès de la FI.MPI.MA.
Bonjour,
L’association des Rhéteurs Malgaches (Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy) FI.MPI.MA. qui célèbre ses 55 ans cette année, organise son congrès à Antsiranana (Diego Suarez, Madagascar) du 30 septembre au 6 octobre 2018. Plusieurs centaines de congressistes originaires de toutes les régions de Madagascar et de l’extérieur viendront au Congrès ; pour faire face aux dépenses qui s’élèvent à plus de 50 000 €, la FI.MPI.MA. organise une levée de fonds.
L’argent récolté sera intégralement utilisé à la préparation du congrès : frais de transport des congressistes, hébergement, location des salles de réunion, dépenses de fonctionnement (par exemple les frais de transport, aller et retour, d’un congressiste venant de Tuléar coutent 85€).
Merci vivement pour votre contribution !
Hanitra ANDRIAMBOAVONJY
Présidente de la FI.MPI.MA.
The National Nonprofit Organisation of Orators of Madagascar, FI.MPI.MA. Fundraising is crucial for us to plan our four-year session
2018 marks the 55th anniversary of FIMPIMA, the national non-profit organisation of orators from Madagascar and abroad. The four-year convention will be held in Antsiranana, Madagascar from 30 September to 6 October 2018. Hundreds of members coming from all parts of the country and all over the world will attend the event. Indeed, planning the event means a projected budget – transportation, accommodation, rent, operational expenses amounting to 50,000 EUROS. The whole fundraising will be dedicated to the provisional expenses.
Give what you can afford !
Thank you for your contribution to FI.MPI. MA !
Ms Hanitra ANDRIAMBOAVONJY
President of FI.MPI.MA
Organisateur
FIMPIMA VMZ
Bénéficiaire
FIMPIMA